05/06/2026
Alahady 7 jona miaraka amin’i Nate Tex !🎶
👉 Mbola tsy nahazo tapakila ve ianao ?
Hisy lalao iarahana amin’ny Kolo fm rahampitso maraina amin’ny 6ora sy sasany hatramin’ny 8ora sy sasany izay ahazoana tapakila maimaimpoana. 😍
Ka mandraisa anjara sao ianao no ho tsara vintana eh !😉