20/06/2025
🚨🚨J-1🚨🚨
FESTIVAL ART MARO FOKO Ambohipo 🇲🇬🇲🇬
🎯 ÉLECTION MISS FESTIVAL ART MARO FOKO 💃
Ho an'ireo izay mbola te handray anjara Mbola afaka misoratra anarana Ianareo Tovovavy maniry ny hisalotra an'izay Anarana izay 😋, Bika sy Hatsarana Ary Endrika 😍💖
🎯 Concours de Danse🕺
🎯 Concours Pétanque 🥇🎖️
🎯 STAND Maro bé ho an'ireo maniry te hampiranty na haneho ireo zavamisy , na te mivarotra isankarazany 🥰😋
🎯 CARNAVAL Lehibe 🤸👯
🎯Kilalao maro samy hafa ho an'ny ankizy , tanora , olondehobe 😍
🎯 Grand Spectacle izay iarahana amin'ireto artistes maro bé Ireto :
Smaven BC Smart II
Ceasar
Jaovavy -Officiel
Nhodas Mampisôma
Omar Zipety
BARINJAKA 100/100
Ma**da Officiel
Jean Aimé Officiel
ALSON
🔴HISY NY LOKA LEHIBE HO ZARAINA HO AN'IREO IZAY MANDRAY ANJARA IZAY ISAORANA An'ny Yas Madagascar 🟡🔵
Lanto Rakotomanga
☎️ +26138 94 571 78 ou +261 34 53 794 71
✅ WhatsApp : +261 34 50 109 77