18/06/2025
Amin'ny anaran'ny ONG CAMÉLÉON MADAGASCAR sy ny mpiara-miasa rehetra no itondranay teny fisaorana ho anareo rehetra izay niara-nitoto sy nahamasaka ny festival Caméléon.
Tolorana fisaorana ianareo Ray aman-dreny Mpiahy sy ianareo Ministera maro:Ny Filohan'ny Fitsarana Avo momba ny Lalam-panorenana , Florent RakotoarisoaNy Filoha Lefitry ny Antenimieran-doholona mifehy ny Faritra Atsimo,Nicolas RABEMANANJARANy Filoha Lefitry ny Antenimieram-pirenena mifehy ny Faritany Toliara ,TINOKA RobertoNy Mpampakateny Jeneraly eo anivon'ny Antenimieram-pirenena, Milavonjy Andriasy Philobert Andriamatoa MAHATANTE Tsimanaoraty Paubert, Minisitry ny Jono sy ny Toe-karena Manga,Ramatoa Viviana Dewa, Minisitry ny Fizahan-tany sy ny Asa tanana,Mpiahy ny Faritra Anôsy Andriamatoa ANDRIANAMELASOA Lalaina , Minisitry ny Rano, ny Fidiovana sy ny Fanadiovana Andriamatoa Max Fontaine Andonirina, Minisitry ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy Andriamatoa Abdoulah Moustapha, Minisitry ny Tanora sy ny FanatanjahantenaRamatoa MARA VOLAMIRANTY Donna ,Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina Andriamatoa FANOHIZA Claude, Sekretera Jeneraly eo anivon'ny Fiadidiana ny RepoblikaRamatoa RAKOTOVELOMANANTSOA Voahary,Goverinoran'ny Faritra Anôsy
Tolorana fisaorana ihany koa :Ianareo Solombavam-bahoakan'i Madagasikara voafidy teto amin'ny Distrikan'Amboasary Atsimo sy tao Taolagnaro Ny Lehiben'ny Distrikan'Amboasary AtsimoNy Commissariat de police eto Amboasary AtsimoNy Compagnie de la Gendarmerie Amboasary AtsimoNy Ben'ny Tanàna ambonivohitra Amboasary Atsimo.
Misaotra ny vahoakan'Amboasary Atsimo ,ny avy any Ambovombe sy Taolagnaro.
Misaotra ihany koa anareo Mpiaramiombonantoka rehetra na ara-bola na ara-tekinika.
Misaotra manokana ny YAS MADAGASCAR,RIO TINTO -QMM, Tetikasa PIC ary ny COCA-COLA, TL PRODUCTION.
Misaotra anareo fikambanana rehetra Komity mpikarakara niara-nitoto sy nahamasaka.
Tratra ny tanjona.
Mahavelo bevata