07/04/2026
NY TEKNOLOJIA SY NY TRAIKEFA MIHAONA ATO AMIN'NY DIEU DIGITAL STUDIO! 🎙️🎭
Marina ny anlahhh 😁 tombontsoa lehibe ho anay ny nandray an-dry Ratrema teto amin'ny Studio androany. Tsy hira ihany no mivoaka ato, fa hatramin'ny Doublage Film sy ny feo anaty horonantsary aza dia efa matoky ny fitaovantsika ny kalazalahy eto Madagasikara.
De base, rehefa ny kalitaon'ny feo no resahina, dia tsy misy vazivazy:
✅ Micro AT2020 mamoaka ny antsipiriany rehetra.
✅ Interface M-Audio Air ho an'ny fahadiovana "Digital".
✅ Fanah sy traikefa mikasika ny feo.
Jereo koa ireto mpanjifa milahatra eo ivelany ireto 😝🤣, efa vonona ny rehetra hisitraka ny vokatra tsara indrindra ety Ankazomanga!
Mbola mitady studio ve ialahy? Aza mivezivezy intsony fa ny pro aza efa tonga aty!
📩 Mandefasa MP avy hatrany hamandrihana ny fotoanao!
📍 Toerana: Ankazomanga.
📞 Contact: +261 33 36 015 50.