17/01/2026
Arahabaina nahatratra ny taona vaovao 2026 e ! ✨
Efa mandeha izao ny fifampiarahabana tratry ny taona ka ho anareo izay mbola tsy nahita toerana ka mitady kelikely tsaratsara dia faly mandray anareo izahay eto amin’ny Anaïs Espace. 😍
Mahafinaritra ny toerana, miaraka amin’ny vue panoramique tsara kely 🌳🌿 noho sady mba miala ny ny ville nefa tsy lavitra be satria ety 📍Ambatomirahavavy RN1 no misy anay ka sady miova rivotra kely no mifaly miaraka amin’ny fianakaviana e ! 😁
Mahazaka hatramin’ny 50 personnes ny salle antsika ary ireto avy ny activités misy eny an toerana :
- Basketball 🏀
- Pétanque ⚫️
- Baby foot ⚽️
Koa raha mahaliana anao izany na mila fanazavana fanampiny dia aza milasalasala manoratra ato amin’ny pejy na koa miantso avy hatrany ny laharana :
☎️ 034 85 760 34
📍Ambatomirahavavy RN1, lalana mitsofoka vers La Villa Verte, en face de l’ADONIS.
́venements