21/05/2026
📸Tahirin-tsary - USCAR vs USA Ankadifotsy/ TOP12-Dec2024
Ho famaliana ny fangatahanareo mpanaraka sy mpakafy lavalava,
Ho zarainay miandalana eto amin'ny pejy USCAR RUGBY-Officiel ireo "sombin-tsary" mandrakitra ireo lalao nandraisanay anjara fahiny, izay tsy narantinay teto amin'ny pejy.
Ao amin'ny vondrona "USCAR fans Club Officiel" https://web.facebook.com/groups/691575877100071 kosa no anapariahanay ireo sary rehetra, izay marihana fa tsy sarinay irery fa misy ny sarin'ireo mpilalao hafa izay nihaona taminay.
Hisaorana i Rastacom NG sy ny ekipany tamin'ny sary.