Mada Gospel Festival

Mada Gospel Festival Premier grand festival de Gospel à Madagascar

Mada Gospel Festival, première édition 2024Jour 2©️ Sehatra.com
28/09/2024

Mada Gospel Festival, première édition 2024
Jour 2

©️ Sehatra.com

Mada Gospel Festival, première édition 2024Jour 1©️ Sehatra.com
22/09/2024

Mada Gospel Festival, première édition 2024
Jour 1

©️ Sehatra.com

Retour en image sur la première édition du Mada Gospel Festival.Opening Night à l'Hôtel Pietra Analakely.©️ Sehatra.com ...
15/09/2024

Retour en image sur la première édition du Mada Gospel Festival.

Opening Night à l'Hôtel Pietra Analakely.

©️ Sehatra.com _ Josia Kevin Rakotondravohitra

MISAOTRA - MANKASITRAKA 🙏Misaotra ny Tompo noho ny nahatontosana ny andiany voalohany tamin'ny Mada Gospel Festival, ho ...
08/08/2024

MISAOTRA - MANKASITRAKA 🙏

Misaotra ny Tompo noho ny nahatontosana ny andiany voalohany tamin'ny Mada Gospel Festival, ho Azy irery ihany anie ny voninahitra.

Eto ihany koa izahay dia hisaotra indridra an'ireo rehetra niara-niasa, nanohana sy nandray anjara tamin'iny hetsika voalohany iny.

Ireo partenaires sy sponsors ary teknisianina rehetra :
- Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina
-Havoria - Séminaire de la société civile malagasy
(Mr Johnny sy ny Ekipany) sy ny Ivokolo Analakely
- Paul Bert Rahasimanana
(Rossy )nanome am-pitiavana ny Kianjan'ny Kanto nanatontosana ny famaranana ny MGF 2024
- TCC Analakely
- Ivenco sy ny teknisianina ekipan'i Jimmy rehetra
- Sono By Naly
- Jersy Razafindrabe (Poum)
- Valiha Studio ( Tantely Raboanary)
-Sehatra.com
- dream'in
- Dream’on
- I-BC
-RDJ 96.6 FM
- Guy Com
-PHO RESTO
-La Gastronomie Pizza - Ofisialy
- Orikiri
- Hay Saina
-Im'tsar
-Aponga Mds
-Iarivo Art & Music Academy
-Pasteur Jocelyn Ranjarison
-Hira Fiderana Tsara sy Be Mpankafy

Isaorana indrindra ihany koa ireo mpana-talenta maro be nanaiky hizara am-pitiavana ny traikefany nandritra ny ateliers sy ny conférences izay natao :
- Tsilavo Rabenjarisoa
- Jersy Razafindrabe
- Fidy Rabearisoa
- Narilanto Rabesson
- Fy Rasolofoniaina
-Nampoina Rabenasolo
- Lalaina Danielle
- Njaka Rakotonirainy
- Josia Rakotondravohitra-Drummer
- Hé Man
- Seta Ramaroson
-Joro J Rakotozafiarison
-Anjara R.

Misaotra indrindra an'i Fano, Gabriella ary Henitsoa nanangana sy nikarakara tanteraka ny exposition izay nojerentsika tao amin'ny Havoria Anosy.

Mankasitraka an'ireo bénévoles noho ny fitiavana be nasehon'izy ireo niara-niasa taminay nandritra iny 4 andro iny :
- Mirana
- Fifaliana
- Antsa
- Nomena
- Nazhir
- Anja
- Mialy
- Claudia
- Manoa
- Maria

Mankasitraka Twinkle (Lovatiana) sy Siniature (Ramanantsoavina Tiknà) nandravaka ny MGF 2024 tamin'ny filatroana.

Mankasitraka feno anareo mpanakanto, mpidera, nandray anjara tamin'ity andiany voalohany ity :
- TGC Officiel
- GMMC
- The Singers of Jesus
- Thimoty Ministry
- Pray’f
- The New Called
- Lovatiana
- Pasteur Jocelyn Ranjarison
- CMJ
- JAWS BAND
-Revival Messengers
- NTC Gospel officiel
-Aponga - Music & Drum School
-Rija Rakoto
- Iary's Band
- La Chorale
- Misia Mazava
- Mevagospel Madagascar
-Henika
-Voix de la Louange
-Jam Gospel
-Love'n Praise
- Steps to Christ

Ary indrindra, mankasitraka anareo tonga maro be nanohina ny antso. Feno fifaliana izahay niaraka taminareo nandritra iny 4 andro iny.

Amin'ny eritaona indray 🙂

‼️ CONCERT DE CLÔTURE MADA GOSPEL FESTIVAL‼️Rahampitso ny fotoanantsika farany amin’ity andiany voalohany amin’ny Mada G...
27/07/2024

‼️ CONCERT DE CLÔTURE MADA GOSPEL FESTIVAL‼️

Rahampitso ny fotoanantsika farany amin’ity andiany voalohany amin’ny Mada Gospel Festival ity 🫶

Ao amin’ny kianjan’ny Kanto Mahamasina manomboka amin’ny 2 ora tolak’andro. Maimaim-poana ny fidirana (tsy misy tapakila alaina) 😊

Iarahana amin’ireto namana mahafinaritra be ireto :
- TGC
- Meva Gospel
- La Chorale
- Lovenpraise
- Voix de La Louange
- Henika
- Jam Gospel
Misy surprise ihany koa an ☺️

Jour 3 😊Ireto ny fandaharam-potoana anio : - 9h : atelier « professionnalisation »- 10h30 : atelier « Guitare » - 14h : ...
27/07/2024

Jour 3 😊

Ireto ny fandaharam-potoana anio :
- 9h : atelier « professionnalisation »
- 10h30 : atelier « Guitare »
- 14h : concerts

Toerana : Havoria Anosy

Entrée gratuite avokoa ireo fotoana ireo.

Fotoana izao, andao eee !

Andao hilalao hiaraka aminay ☺️☺️☺️Manomboka amin’ny 1 ora tolak’andro ao amin’ny Havoria Anosy. Misy fanomezana tsara b...
26/07/2024

Andao hilalao hiaraka aminay ☺️☺️☺️
Manomboka amin’ny 1 ora tolak’andro ao amin’ny Havoria Anosy.
Misy fanomezana tsara be ho zaraina ho an’ireo mandray anjara. 🫶

Andro faharoa anio 😊Andao indray ! Ireto ny fandaharam-potoana : - Conférence Gospel et Business (Ivokolo analakely @ 9h...
26/07/2024

Andro faharoa anio 😊
Andao indray !

Ireto ny fandaharam-potoana :
- Conférence Gospel et Business (Ivokolo analakely @ 9h)
- Atelier worship et songwritting (TCC Analakely @ 9h)
- Atelier orchestration, travail et amélioration (Havoria Anosy )
- Atelier vocal (Havoria Anosy )
- Concert + défilé de mode (Havoria Anosy @ 16h)

25/07/2024

MADA GOSPEL FESTIVAL - CHALLENGE

"Ireo dingana 4 tsy maintsy lalovana rehefa handrindra hira iray (orchestration et arrangement) "

Njaka RAKOTONIRAINY

25/07/2024

Finaritra ee!!!

MADA GOSPEL FESTIVAL - CHALLENGE
"Ny fototry ny rythmique Gospel"

Sandratra ANDRIA

25/07/2024

Finaritra e!!

MADA GOSPEL FESTIVAL - CHALLENGE
"Ahoana no paika atao raha te hitondra amin'ny sehatra avo ny mozika"

Seta RAMAROSON

Address

Antananarivo
Antananarivo

Telephone

+261346423140

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mada Gospel Festival posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category