22/05/2026
🚦FOIRE DES MOTOS🔥
Ho maro ny safidy na amin'ny karazany na amin'ny vidiny
🛵🏍️💰🏍️🛵💵
Peter Motors Madagascar anisan'ireo hanome tolotra miavaka ho antsika...efa hiaraha mahalala ny lazany manerana an'i Madagasikara😉✊⚙️👍👌 fa amin'ity foire ity, tonga dia ao amin'ny PALAIS DES SPORTS no fotoanan-tsika🏃🏃♀️🏃♂️🏃
📅23-24-25 Juillet 2026
📲Info & réservation stand: 034 23 557 96