Coupe Montfort Ambohipiadanana - Anjomakely - Bongatsara

Coupe Montfort Ambohipiadanana - Anjomakely - Bongatsara Lalao Basketball, Football karakarain'ny Etablissement Montfort St-Gabriel Anjomakely-Bongatsara. Organisateur : Mandanirina Lucien

Coupe Montfort Basketball et Football

🏃⛹️Ndao hamarana ary e!🏃⛹️🥁Hifarana ary ny fety ka sao tara ambiansy e!✅Hafana ny lalao famaranana maromaro ireto,🫴Tonga...
03/05/2025

🏃⛹️Ndao hamarana ary e!🏃⛹️
🥁Hifarana ary ny fety ka sao tara ambiansy e!
✅Hafana ny lalao famaranana maromaro ireto,
🫴Tongava maro, ento ny namana rehetra!
Mandanirina Lucien

Miarahaba e,🙏Isaorana ianareo rehetra namaly ny antso ka tonga nivory anio.👍🫴 Indro ary ny fandaharam-potoana manaraka i...
01/05/2025

Miarahaba e,
🙏Isaorana ianareo rehetra namaly ny antso ka tonga nivory anio.👍
🫴 Indro ary ny fandaharam-potoana manaraka izay efa hainareo ihany tao aorian'ny antsapaka natao.✍️
➡️Hamafisina ihany fa mitondra pièces justificatives ny mpilalao rehetra. {✅CIN, ✅Acte de naissance (copie), ✅livre de famille}
Mandanirina Lucien

Miarahaba e,🗓️ Misy fivoriana tsy ara-potoana ho an'ireo ekipa hiatrika lalao manasa-dalana amin'ny Sabotsy 03 May 2025 ...
30/04/2025

Miarahaba e,
🗓️ Misy fivoriana tsy ara-potoana ho an'ireo ekipa hiatrika lalao manasa-dalana amin'ny Sabotsy 03 May 2025 ny Alakamisy 01 May 2025 @ 1ora tolak'andro. Efa nantsoina ihany izay tratra antso rehetra.
👇Indro ary aseho eto ambany ny andinindin'izany.
Mandanirina Lucien

Miarahaba e!Tao aorian'ny fotoana farany nomena handraisana ny 👉(1)Bordereau sy 👉(2)Droit d'engagement ary ny 👉(3)fanisa...
25/04/2025

Miarahaba e!
Tao aorian'ny fotoana farany nomena handraisana ny 👉(1)Bordereau sy 👉(2)Droit d'engagement ary ny 👉(3)fanisana ny isa azo dia ireo ireto no tafita amin'ny dingana manaraka.
➡️Marihina fa ireo telo ireo miaraka no ahafahana manohy araka ny nampitaina teny am-piandohan'ny lalao.
Mandanirina Lucien

Miarahaba e,👉Mialohan'ny hitohizan'ny lalao dia ampahatsiahivina isika mandray anjara rehetra amin'ny alalan'ity peta-dr...
22/04/2025

Miarahaba e,
👉Mialohan'ny hitohizan'ny lalao dia ampahatsiahivina isika mandray anjara rehetra amin'ny alalan'ity peta-drindrina ity.
👉Ary lalao tompoko no atao aty fa tsy ady, Mbola tsy misy taranja ady na tolona ny Coupe Montfort aloha hatramin'izao.
"Coupe Montfort, Fanabeazana Mampiray"
Mandanirina Lucien

👋 Miarahaba antsika rehetra indray 👋⚽🏀 Ireto ary ny lalao farany mialoha ny hidirana amin'ny "Phase finale".⚽🏀1️⃣9️⃣-2️⃣...
15/04/2025

👋 Miarahaba antsika rehetra indray 👋
⚽🏀 Ireto ary ny lalao farany mialoha ny hidirana amin'ny "Phase finale".⚽🏀
1️⃣9️⃣-2️⃣0️⃣ Avril 2️⃣0️⃣2️⃣5️⃣.
➡️ Hajao ny ora voatondro,
➡️ Hoentina ny "Bordereau" sy ny famenon'ny "Droit d'engagement" rehetra.
➡️ 2️⃣6️⃣ - 2️⃣7️⃣ Avril ▶️ 1/4 de Finale,
➡️ 0️⃣3️⃣ May ▶️ 1/2 Finale,
➡️ 0️⃣4️⃣ May ▶️ La finale.
👇Ao amin'ny commentaire ao ny "Bordereau" raha mbola misy tsy nahazo.
" Coupe Montfort, Fanabeazana Mampiray"
Mandanirina Lucien

🗓️ Ity indray ary ny manaraka e!⛹️⚽1️⃣2️⃣ - 1️⃣3️⃣ Avril 2️⃣0️⃣2️⃣5️⃣👉Zarazarao ho hitan'ny namana rehetra.👉Hajao ny ora...
09/04/2025

🗓️ Ity indray ary ny manaraka e!⛹️⚽
1️⃣2️⃣ - 1️⃣3️⃣ Avril 2️⃣0️⃣2️⃣5️⃣
👉Zarazarao ho hitan'ny namana rehetra.
👉Hajao ny ora voatondro.
Mandanirina Lucien

Programme du Samedi 05 Avril 2025.⚽ FOOTBALL⚽ 8h-16h🏀 BASKETBALL 🏀 11H-15HMandanirina Lucien
02/04/2025

Programme du Samedi 05 Avril 2025.
⚽ FOOTBALL⚽ 8h-16h
🏀 BASKETBALL 🏀 11H-15H
Mandanirina Lucien

👋 Miarahaba indray e!👋🆕Ity aloha ny fizarana isam-bondrona.✍️Mbola mandray ho an'ireo toerana mbola tsy "confirmé" ireo....
02/04/2025

👋 Miarahaba indray e!👋
🆕Ity aloha ny fizarana isam-bondrona.
✍️Mbola mandray ho an'ireo toerana mbola tsy "confirmé" ireo.

🗓️ Petit rappel : 2️⃣9️⃣-0️⃣3️⃣-2️⃣0️⃣2️⃣5️⃣ à 1️⃣4️⃣h
28/03/2025

🗓️ Petit rappel : 2️⃣9️⃣-0️⃣3️⃣-2️⃣0️⃣2️⃣5️⃣ à 1️⃣4️⃣h

🏆Hello! It's time.🕰️
💎 Tonga ity Ilay nandrasana e, aza manotany intsony hoe rahoviana ihany e? Efa io amin'izay 😊.
✍️🆕 Misokatra ny fisoratana anarana ary hifarana @ faran'ny volana Martsa 2025.
🏀⚽Ny "Réunion technique" :
➡️ 29 Mars 2025 @ 14h Football sy Basketball⚽🏀.
📢📣Mifampilazà, ary aza tara e.
✍️ Afaka misoratra anarana mivantana ety @ Saint Gabriel Ambohipiadanana Anjomakely ✍️
✍️ Na manantona ireo mpikarakara ✍️
Mandanirina Lucien
Rojo Rakotonanahary
Tånjona Ratovoherison
Nasayah Randrianasandratra
Mariano Christian
✍️ Na miditra hafatra miafina eto @ pejy sy ireo mpikarakara. ✍️
"Coupe Montfort, fanabeazana mampiray".

26/03/2025

Address

RN7
Antananarivo

Telephone

+261346058206

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Coupe Montfort Ambohipiadanana - Anjomakely - Bongatsara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category