04/09/2026
🎂 **TRATRY NY TSINGERIN-TAONA ROSSY !** ❤️🔥
Andro miavaka ho an’ilay artista izay nampandihy, nampihira ary nanamarika taranaka maro tamin’ny mozikany anio. 🇲🇬
Vao tsy ela akory izay isika no niara-namerina ireo fahatsiarovana sy niara-nanoratra pejy vaovao tamin’ny **TAPÔLAKA GLADY TIMELESS**… ary androany kosa dia fotoana iray hilazana tsotra hoe :
**Mirary ny soa sy ny tsara indrindra ho anao Paul Bert Rossy Rahasimanana ! 🎉**
Mirary fahasalamana, fahombiazana ary indrindra mbola taona maro hizarana mozika sy hafaliana amin’ny Malagasy. ❤️
🔥 **Happy Birthday ROSSY !**