Havatse

Havatse Havatse/ Dago Tatto fest est le premier regroupement du tatouage à Madagascar
(1)

Famaranana niarahana tamin’i Tselatra Officiel nokarakarain’i As ROCK SHOW 🔥🤘Nisy Ny tattoo niarahana tamin’ny Moara Ink...
20/12/2025

Famaranana niarahana tamin’i Tselatra Officiel nokarakarain’i As ROCK SHOW 🔥🤘
Nisy Ny tattoo niarahana tamin’ny Moara Ink - Tattoo Studio ihany koa 🫡
Revy mandramaraina nentanin’ny tarika maro 🔥

Merci No comment ✨🫶
20/12/2025

Merci No comment ✨🫶

La rencontre annuelle des passionnées et amateurs de tatouage s'est déroulée dans plusieurs locaux de la capitale les 12, 13 et 14 décembre. Le Havatse (D**o Tattoo Fest) s'est ouvert avec un live du groupe Karmik au Madagascar Underground Antsahavola, pour continuer, en weekend, avec un marché...

19/12/2025

Tselatra Officiel

19/12/2025
Andao ary faranana manja be ity hetsika ity e🔥🤘Tselatra Officiel  ny 19 Desambra izao ao amin'ny Meva by ANS Ampefiloha ...
16/12/2025

Andao ary faranana manja be ity hetsika ity e🔥🤘
Tselatra Officiel ny 19 Desambra izao ao amin'ny Meva by ANS Ampefiloha atolotr'i As ROCK SHOW 🔥
ROCK MANDRAMARAINA RY LERY E 🤘
Ao anatin'ny Feon-dakolosy Show 2!

Misy mpanao tomboka havatse handray antsika

Guest Harfanah Officielle

Mbola miaraka amin'ny tarika zandriny maro toy ny Never fall, Gongary, Ilaina, Haunting, Ultime vibration, Tsi'yato ary ny maro hafa !

Fidirana tsotra 25 000 Ar
Famandrihana 40 000 Ar

Takila : 034 97 117 81

Sakafo sy zava-pisotro eny an-toerana !

🇲🇬

Clôture 🔥🤘
15/12/2025

Clôture 🔥🤘

15/12/2025
Toy izao ilay beat saber nandritran’ny 2 andro 🔥🤘
15/12/2025

Toy izao ilay beat saber nandritran’ny 2 andro 🔥🤘

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261342406519

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Havatse posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category