14/03/2026
šNATAO HO ANAO MIKARAKARA LANONANA SY FIVORIANA KA MITADY EFITRANO MALALAKA ny
Mini-Espace SAHA SOAš eto Ambohimanandray Ambohimanarina :
- lanonam-pianakaviana
- fety samihafa (batemy, Katekomena, Soratra, Vodiondry, Mariazy,...)
- fetin'ny mpiara-miasa
- fivoriana
- fiofanana
āAlatsinainy hatramin'ny Alahady
š Mahazaka hatramin'ny olona 100
šTongava mitsidika sy miresaka
š±Antsoy ny laharana 0340510356/033051056/032071056