SR EVENT

SR EVENT Production et Communication audiovisuelle

Salama tsara daholo? MANOMBOKA 9H MARAINA NY GASY MIFETY MILALAO🔥🔥HATRAMIN'NY 22H ARIVA🔥 AFAKA MINANA LASOPY SY VARY @ A...
06/06/2026

Salama tsara daholo? MANOMBOKA 9H MARAINA NY GASY MIFETY MILALAO🔥🔥HATRAMIN'NY 22H ARIVA🔥 AFAKA MINANA LASOPY SY VARY @ ANANA IANAO VAO MODY......misy marché NOCTURNE AO🤣 efa hoe GASY MIFETY EE🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Ao daholo ve?😅😅 Vonona Ilalao daholo ve e😅
06/06/2026

Ao daholo ve?😅😅 Vonona Ilalao daholo ve e😅

05/06/2026

MITOVY @ GRATUIT IHANY NY FIDIRANA😅 MBOLA MAHAZO TICKET TOMBOLA ARY IANAO RAHA MIVIDY EN PRÉVENTE NO SADY MAHAZO JETONS 2 (5000AR)😅🤣

Ovina tsika mba anao anzao😅SOLD OUT EN ....H😅
05/06/2026

Ovina tsika mba anao anzao😅SOLD OUT EN ....H😅

🚨HISTORIQUE ! NISKA rejoint NINHO, PLK et JUL parmi les rappeurs français ayant rempli le Stade de France deux fois d’affilée !🏟️👏🇫🇷

(Rvpfr 📸)

🚨⚠️ATAOVY NY ACHAT EN PREVENTE AO AM SUPER MUSIC ANALAKELY NA WWW.TICKETEVENT.MG⚠️⚠️😅 PAF 10000 AR= 2 JETONS  de 5000 AR...
05/06/2026

🚨⚠️ATAOVY NY ACHAT EN PREVENTE AO AM SUPER MUSIC ANALAKELY NA WWW.TICKETEVENT.MG
⚠️⚠️😅 PAF 10000 AR= 2 JETONS de 5000 AR (AFAKA ANAOVANA JEUX🤣) + TICKET TOMBOLA (METY HAHAZAHOANAO TELEPHONE PORTABLE, BRUSHING, CAMERA....)
🚨AFAKA MBOLA MANAMPY JETONS IANAO AVY EO
🚨RAHA TSY MANAO PREVENTE DIA MISY TICKET TOMBOLA 5000 AR AFAKA VIDIANA MANOKANA🔥
🚨27-28 JUIN AO AM VIP zone food court barea
🇲🇬GASY MIFETY FESTIVAL🇲🇬🔥EDITION MILALAO❤️HISY FIZARANA LOKA MARO SAMIHAFA FA TONGAVA EEE⚠️
🔥🔥TANDREMO SAO SOLD OUT VAO HIJERY VIDEO SISA🤣

Mentionneo eo ilay mitady namana anao BELOTE🔥 mba olona mahay koa fa ts hoe🤣🤣🤣 Gasy mifety festival 🔥🔥 édition MILALAO🌟 ...
05/06/2026

Mentionneo eo ilay mitady namana anao BELOTE🔥 mba olona mahay koa fa ts hoe🤣🤣🤣 Gasy mifety festival 🔥🔥 édition MILALAO🌟 by SR EVENT

Tsy misy MAPIANATRA izany intsony aty fa tonga dia FANADINANA😅😅 afaka samy mikotrana daholo aloha dieny zao😅😅🤣 27-28 JUI...
05/06/2026

Tsy misy MAPIANATRA izany intsony aty fa tonga dia FANADINANA😅😅 afaka samy mikotrana daholo aloha dieny zao😅😅🤣 27-28 JUIN GASY MIFETY FESTIVAL🇲🇬🇲🇬 EDITION MILALAO❤️

Tadidinareo ve?😅😅 JUS MO ZANY NO AZONAREO EO KO😅😅
05/06/2026

Tadidinareo ve?😅😅 JUS MO ZANY NO AZONAREO EO KO😅😅

05/06/2026

APETRAHO @ LIVE rehefaveo NY FANONTANIANA TIANAO🔥🙂 GASY MIFETY FESTIVAL EDITION MILALAO🔥🇲🇬

VOAFETRA NY TOERANA🔥 MARO BE NY LALAO GRATUIT AO METY HAHAZAHOANA LOKA MARO BE🔥 MISY IHANY KOA NY LALAO PAYANT HAHAZAHOA...
05/06/2026

VOAFETRA NY TOERANA🔥 MARO BE NY LALAO GRATUIT AO METY HAHAZAHOANA LOKA MARO BE🔥 MISY IHANY KOA NY LALAO PAYANT HAHAZAHOANA CADEAU BDB🔥 tsy maintsy MITONDRA MODY DAHOLO E🔥

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SR EVENT posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to SR EVENT:

Share