Ecole de kung-fu wisa Ambohimanarina

Ecole de kung-fu wisa Ambohimanarina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ecole de kung-fu wisa Ambohimanarina, RN4, Antananarivo.

☯MISOKATRA HOAN'NY REHETRA NY FISORATANA ANARANA☯
➡️Toerana: Ambohimanarina (Tsena be)
🔴Tel: 034 91 278 99
🔴 ALAHADY :
👉 DÉBUTANTS: 09H À 12H
👉GRADÉS : 07h à 09h

🔴 ANKIZY-TANORA-LEHIBE

⬇️⬇️ALEFASO ATO NY MESSAGE⬇️⬇️

MAFINARITRA NY MIRESAKA MAHAKASIKA KUNG-FU REHEFA OLONA LIANA SY MANKAFIA AN'ILAY TARANJA NO HIRESAHANA SY AMPIANARINA. ...
06/09/2026

MAFINARITRA NY MIRESAKA MAHAKASIKA KUNG-FU REHEFA OLONA LIANA SY MANKAFIA AN'ILAY TARANJA NO HIRESAHANA SY AMPIANARINA.

📌SAMY LIANA
📌SAMY TE HAHAFANTATRA
📌SAMY TE HANDROSO LALINA KOKOA

DIA MAHAFALY ANAY FONA NY MIZARA SY MANOME IZAY TOKONY HAHASOA REHETRA.

👉RAHA ANISANY MPANKAFY ENAO DIA TONGAVA MIARAKA AMINAY 😁

IRETO ITANAO IRETO ZAO DIA SATIONAN'IREO GRADÉS AVY NIKOTRANA SY IREO TAOÏSTES AO ANATY KWOON MIHENO RESADRESAKA KUNG-FU.



☯️🔴☯️TECHNIQUE DE COMBAT ☯️🔴☯️HIANARANTSIKA INDRAY RAMPITSO NY MAMPIASA AN'IRETO TECHNIQUES IRETO... ZAVA-DOZA BE HOAN'N...
05/09/2026

☯️🔴☯️TECHNIQUE DE COMBAT ☯️🔴☯️

HIANARANTSIKA INDRAY RAMPITSO NY MAMPIASA AN'IRETO TECHNIQUES IRETO... ZAVA-DOZA BE HOAN'NY ADVERSAIRE'NAO IRETO RAHA VOAFEHY😱😱

📌Chong Quan = direct
📌Guan Quan = crochet
📌Chao Quan = uppercut
📌Pi Quan = fendant

TONGAVA MANATRIKA ENTRAÎNEMENT NA maraina.

: AMBOHIMANARINA
: 034 91 278 99

N.B: NY TSIKY AO ANATY COMBAT DIA MISY HEVINY MARO.. OHATRA NY ''Déséquilibre psychologique ''.. TSY DIA FANAO MATETIKA ANEFA IZY IO.



05/09/2026
30/08/2026

MBA NILALAO KELY APRES KOTRANA 🤪

🔴☯️🔴ZAVA-DEHIBE NY DISCIPLINETsy hoe mazoto be foana akory i Cristiano Ronaldo isan'andro.Fa fantany tsara fa lafo lavit...
30/08/2026

🔴☯️🔴ZAVA-DEHIBE NY DISCIPLINE

Tsy hoe mazoto be foana akory i Cristiano Ronaldo isan'andro.Fa fantany tsara fa lafo lavitra noho ny discipline ny nenina. Tsy talentany no nahatonga azy ho . Fa ny discipline-ny isan'andro.

✔️Nianaranay sy niainanay ny discipline androany. Satria ny discipline no fototra iray maha-Kung Fu.

👉Ny tanjon'ny WISA Ambohimanarina :
Tsy hamoaka champion de combat fotsiny ihany. Fa hamoaka champion de vie = OLOM-BANONA.

✔️Satria ny Kwoon anay dia tsy toeram-panazaratena fotsiny. Fa toeram-panabeazana ihany koa.

! 🙏

📍 Ambohimanarina
📞 034 91 278 99

sy


🔴☯️🔴FOTOANA IZAO 😊TSY MBOLA NIKOTRANA KUNG-FU MIHITSY VE ENAO ?Aza manahy ! 😉Azonao atao tsara ny manomboka mianatra   n...
29/08/2026

🔴☯️🔴FOTOANA IZAO 😊

TSY MBOLA NIKOTRANA KUNG-FU MIHITSY VE ENAO ?

Aza manahy ! 😉
Azonao atao tsara ny manomboka mianatra na dia mbola tsy misy zavatra fantatrao mihitsy aza.

📌 :
✅ Zaza 5 taona no mihoatra
✅ Ankizy, tanora, lehibe
✅ Na lahy na vavy
✅ Tsy manavaka finoana : Firaisankina no fototra

Raha vonona ianao, afaka tonga mikotrana avy hatrany rampitso :

📅 @ 09h00 MARAINA
📍 TOERANA : AMBOHIMANARINA TSENA
📞 034 91 278 99



29/08/2026

HO ANAREO GRADÉS REHETRA ! ☯️

AZA AVELA ATORY NY TEKNIKA AO ANATINAO! 😊

🔴☯️ HO AN'NY GRADÉS SY NY FUTUR MAÎTRE.Ry namana gradés,Avereno indray ny hery ! Ho ataontsika manakoako ao anaty Kwoon ...
28/08/2026

🔴☯️ HO AN'NY GRADÉS SY NY FUTUR MAÎTRE.

Ry namana gradés,

Avereno indray ny hery ! Ho ataontsika manakoako ao anaty Kwoon ny VIBRATION'NY FIRAISANKINA.

Tsy fotoam-piofanana fotsiny izao. Fa fifampizarana, fampitomboana traikefa, ary fandalinana ny tsiambaratelon'ady ato amin'ny WISA.

Ho redonina miaraka ny . Tsy ho teny fotsiny, fa ho teny ho enti-miaina.

: 30 AOÛT maraina.
: 034 91 278 99



☯️☯️☯️ZAHAY KUNG-FU VE! ?? ?❌TSY MIFANINANA NA AMIN'IZA NA AMIN'IZA ❌TSY MITADY DÉFI NA AMIN'IZA NA AMIN'IZA ❌TSY MILA A...
27/08/2026

☯️☯️☯️ZAHAY KUNG-FU VE! ?? ?

❌TSY MIFANINANA NA AMIN'IZA NA AMIN'IZA
❌TSY MITADY DÉFI NA AMIN'IZA NA AMIN'IZA
❌TSY MILA ADY NA AMIN'IZA NA AMIN'IZA
❌TSY MANAKIANA NA ART AN'IZA NA ART AN'IZA

✔️FA MIFANINANA AMIN'NY TSARA VITANAY OMALY.
✔️MAKA LESONA AMIN'NY HADISOANA NATAONAY SY METY NATAON'NY HAFA
✔️MANDRAY FAMPIANARANA AVY AMIN'IREO ZOKY MPITARIKA (GRAND MAÎTRE , MAÎTRE)

RAHA MAHALIANA ANAO NY HIARAKA HIKOTRANA, HIANATRA ATO AMINAY DIA MANDEFASA MP MAKA FANAZAVANA FANAMPINY 😁🙏

034 91 278 99



☯️☯️☯️« SAFIDY NY FIAINANA »☯️☯️☯️REHEFA MAMPIANATRA ''ART DE LA GUERRE'' ATO ANATY KWOON AH  DIA MAMPIANATRA FONA NY HO...
26/08/2026

☯️☯️☯️« SAFIDY NY FIAINANA »☯️☯️☯️

REHEFA MAMPIANATRA ''ART DE LA GUERRE'' ATO ANATY KWOON AH DIA MAMPIANATRA FONA NY HOE REHEFA AO ANATY ADY DIA '' ''

DIA ANJARANAO NY MISAFIDY.. HANAO IZAY FOMBA REHETRA HANDRESENA VE SA HANAIKY HO VONOINA FOTSINY.😭😱

DIA TSY VOATERY HIADY VAO HAMPIASA AN'IO FA AZO AMPIHARINA IHANY KOA AMIN'NY FIAINANA ANDAVAN'ANDRO:

❌HANAIKY TSINDRY HAZOLENA SY FANAMBANINA FONA VE SA HIEZAKA.
❌HANAIKY HO HABADOINA FONA VE SA HIANATRA

👉ENAO NO TOMPON'NY FANAMPAHAN-KEVITRA FARANY SY MITADY NY TEKNIKA REHETRA HAZAHOANA FANDRESENA



Address

RN4
Antananarivo
101

Telephone

+261349127899

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ecole de kung-fu wisa Ambohimanarina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ecole de kung-fu wisa Ambohimanarina:

Shortcuts

Share