28/05/2026
π₯π€ ππ₯π§ππ¦π§π ππ₯ππ‘π π¦π¨π ππ¦π§ π ππππππ¦πππ₯ π²π¬
βββββββββββββββββββ
π’ Mampahafantatra antsika fa ny ββAGββ AssemblΓ© Generale hoantsika Artiste Grand Sud Madagascar dia atao ao am Jao's Pub Ambohipo ny 31 Mai 2026 ho avy zao ao am 1 ora sy 30mn
π Tongava maro isika eto Antananarivo , ho anβireo zay lavitra sy any am faritra sy ianareo diaspora dia hoisy video directe hifampiresahana hafahanareo manome ny habitats avy aminareo,
π Maro ny hodinihina amnio fivoriantsika io ary amnio ihany koa no hanapahantsika miaraka na ny BONNE ANNEE ANTSIKA na NY GRAND FESTIVAL ANTSIKA ββ IZAY TSINDRIANA ETOANA FA HANANTANANTSIKA NY TSANGAMBATONβi TATA RAHELY ZAY REHAREHANβNY MOZIKA BATRELAKA
π Mankasitraka antsika aby rΓ΄
π²π¬ ARTISTE GRAND SUD EST MADAGASCAR π²π¬
πͺβοΈπ€ π ππ π§π¦π¬ π₯πππππ¬ πͺβοΈπ€