08/05/2026
⚽🔥 TSY ADINOINA NY TANTARA. 🔥⚽
BK7 sy BK One Entertainment no NITONDRA voalohany ny concept tournoi 1v1 teto Madagascar. 🇲🇬🏆
Talohan’ny nahafantarana azy betsaka dia efa izahay no nanangana sehatra, nampiakatra ny niveau ary nanome toerana ireo talentan’ny foot malagasy hifaninana amin’ny tena izy. 💪⚡
Ankehitriny maro no maka inspiration… fa ny ORIGINAL dia iray ihany. 👑
Misaotra anareo rehetra manohana sy mino ny vision BK7 hatrany. Izao vao manomboka ny tantara. 🚀
“Un joueur. Un adversaire. Une gloire.” 🔥