12/07/2025
Veloma lesyðŸ˜,
Very lesy zahay nilaozanlah...
Iza indray no itondra ilay feo avo sy manga indrindra ato amin'ny tarika..
Mangina izahay nilaozan'ialahyðŸ˜ðŸ˜ðŸ˜
Fa anaiky izahay.... Dia NY anjelin'ny Tompo anie andray anao ho any am-paradisany.
am-piadanana Odon