Halo events 2.0

Halo events 2.0 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Halo events 2.0, Event, 1er étage La Gastronomie Pizza Est-Vinany, Ambositra.

Nous créons des événements uniques et mémorables pour particuliers et entreprises : anniversaires, mariages, événements d’entreprise, décoration, communication et couverture photo/vidéo. ✨

02/06/2026

Akory aby, Dat'kôtry 🤗
Halo duomotion Adult

Vaovao vao mafana 👌
01/06/2026

Vaovao vao mafana 👌

🎉 Misokatra ho antsika ny Workspace-ny ny Service TORO! 🎉
Mitady toerana milamina sy mahafinaritra hiasana, hianarana na hanaovana fihaonana matihanina ve ianao?
📍 Tongava ao amin'ny TORO Workspace, ao amin'ny Rihana voalohany (1er étage) La Gastronomie Pizza Est-Vinany, Ambositra.
✨ Ao no ahitanao : 🔌 Toerana misy herinaratra azo ampiasaina
🌿 Tontolo milamina sy mampahazo aina
👥 Mahazaka hatramin'ny olona 20
📚 Mety tsara ho an'ny asa, fianarana ary fiaraha-miasa
🕒 Misokatra ny Alatsinainy ka hatramin'ny Asabotsy ⏰ 08:00 – 12:00 ⏰ 14:00 – 18:00
🌙 Misy ihany koa ny fandraisana hatramin'ny 20:00 raha misy famandrihana mialoha.
📞 Fifandraisana sy famandrihana : 038 81 452 31
💡 Toerana iray natao ho an'ny hevitrao sy ny tetikasanao. Avia hiasa amin'ny fomba hafa ao amin'ny TORO Workspace!

🎉 Le service TORO ouvre son workspace ! 🎉
Vous recherchez un espace calme, confortable et propice à la concentration pour travailler, étudier ou tenir vos réunions ?
📍 Retrouvez-nous au 1er étage de La Gastronomie Pizza Est-Vinany, Ambositra.
✨ TORO Workspace, c'est : 🔌 Des prises électriques à disposition
🌿 Une ambiance calme et agréable
👥 Jusqu'à 20 places disponibles
🤝 Un cadre idéal pour travailler, apprendre et collaborer
🕒 Ouvert du lundi au samedi • 08h00 à 12h00
• 14h00 à 18h00
🌙 Possibilité d'ouverture jusqu'à 20h00 sur réservation
📞 Contact et réservation : 038 81 452 31
💡 Un espace confortable pour vos idées et vos projets. Venez découvrir une nouvelle façon de travailler à Ambositra !

👌
01/06/2026

👌

Ho ataotsika miavaka ny fankalazana ny fetin'ny RENY 😍ASABOTSY 30 MAY ato am HALO DUOMOTION Ndao ary fenoina tsiky sy ko...
29/05/2026

Ho ataotsika miavaka ny fankalazana ny fetin'ny RENY 😍
ASABOTSY 30 MAY ato am HALO DUOMOTION
Ndao ary fenoina tsiky sy kotrana foana ary hiaraka hanalazy be isika 💃🥳
Tongava maro Ary e🥳🥳
Offre cadeau: PAF 0 ar

Team Halo Duomotion Adult 🫶Ne ratez pas nos rdv tous les 3è samedis du moisO2là Dance Passion 💃🕺A partir de 15hOuvert à ...
27/05/2026

Team Halo Duomotion Adult 🫶
Ne ratez pas nos rdv tous les 3è samedis du mois
O2là Dance Passion 💃🕺
A partir de 15h
Ouvert à tout public ❗❗

27/05/2026

Rehefa natopatopan'ny Onja 😅
Kizomba

23/05/2026

Elaela tsy nisy vidéo 😏
Ny androaninay 😍
Mbola mandray inscription foana isika a!
Notez nos rdv :
- mardi: 18h - 19h
- jeudi: 18h - 19h
- samedi: 11h - 12h

Toujours à petit prix 👌


Iza no hiaraka aminay? 😏
18/05/2026

Iza no hiaraka aminay? 😏

Androany Ilay fotoana 👌
16/05/2026

Androany Ilay fotoana 👌

Inscription encore ouverte...Places limitées ❗
14/05/2026

Inscription encore ouverte...
Places limitées ❗

Address

1er étage La Gastronomie Pizza Est-Vinany
Ambositra
306

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Halo events 2.0 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category