Organisation Paysanne Miaramizotra

Organisation Paysanne Miaramizotra Conseil Agricole

Amin'ny fo feno alahelo no nandrenesana sy hampandrenesana atsika rehetra mpiara-miasa rehetra amin'ny fahalasanan'ny Ra...
03/05/2026

Amin'ny fo feno alahelo no nandrenesana sy hampandrenesana atsika rehetra mpiara-miasa rehetra amin'ny fahalasanan'ny Raiamandreny be ato amin'ny vovonana MIARA MIZOTRA dia i Andriamatoa FARANTSA, filoha lefitra sady CA tato amin'ny vovonana izy.
Ankasitrahana ny zava-bitany lehibe tato amin'ny fikambanana.

Mandria am-piadanana.

30/03/2026
29/03/2026

Efa manomboka mihitsatra ny orana, efa mila tondraka ny voly tena mila rano toy ny voly saonjo fanondrana.

FAHAVITANTENA ARA-TSAKAFOMÉCANISATION AGRICOLETsy afaka ny ahavitatena ara-tsakafo mihitsy ny tantsaha malagasy raha mbo...
28/03/2026

FAHAVITANTENA ARA-TSAKAFO

MÉCANISATION AGRICOLE

Tsy afaka ny ahavitatena ara-tsakafo mihitsy ny tantsaha malagasy raha mbola hionona amin'ny fitaovana nentim-paharazana.
Tsy maintsy atao ny ezaka ahafahana mampiasa fitaovana mekanika ahafahana mitrandraka ny tany lavavoly eto amitsika satria isany sakana tsy ahafahan'ny tantsaha mivoatra ny tsy fananana fitaovana ahafahana manao izany. Raha mbola fangady sy antsy dia mbola lavitra izany fahavitatena ara-sakafo izany.
Izahay ato amin'ny Organisation Paysanne Miaramizotra dia miezaka manampy ny tantsaha ato amin'ny distrika Ambato boeny ny amin'izany ka mapanofa fitaovana vitsivitsy izay hitatsika amin'ny sary.
Afaka manantona mivantana ety amin'ny ivontoerana fivarotana sy fiofanana raha liana na mila fanazavana, afaka miresaka mivantana amin'ireo mpamokatra masomboly izay mpikambana ato amin'ny OP ihany koa anefa

Fintina an-tsary nandritra ny fanodinana horonan-tsary fampahafantarana sy fanadihadihana momba ny rojom-pihariana masom...
17/03/2026

Fintina an-tsary nandritra ny fanodinana horonan-tsary fampahafantarana sy fanadihadihana momba ny rojom-pihariana masomboly vary tato amin'ny Organisation Paysanne Miaramizotra sy ny Distrika Ambato-boeni, niarahana tamin'ny Réseau SOA

Dans le cadre du projet FOFS

Livraison à SofiaMankasitraka hatrany manohana anay tantsahaLany aloha ny hazo zanatanyMbola misy vitsivitsy ny hazo vah...
15/03/2026

Livraison à Sofia

Mankasitraka hatrany manohana anay tantsaha

Lany aloha ny hazo zanatany

Mbola misy vitsivitsy ny hazo vahiny.
Ho atsika ato amin'ny distrika (ambatoboeny) irery ihany, afaka manantona raha manana tany malalaka azo hambolena fa omena maimaim-poana indrindra ny mpikambana izay mbola tsy naka.
NB: tsy mahazo misafidy fa efa misy karazan-kazo natokana ho zaraina.

Organisation Paysanne Miaramizotra

Tsy mifidy andro na alina rehefa hoe ho an'i tantsaha zazakely, tanora, antitraMankasitraka anareo fa mbola maro ny lian...
12/03/2026

Tsy mifidy andro na alina rehefa hoe ho an'i tantsaha

zazakely, tanora, antitra

Mankasitraka anareo fa mbola maro ny liana amin'ny fanatsarana ny sompitra iombonana dia tsy inona izany fa ny tany,

video

Access Agriculture
Digi-RAS Madagascar

06/03/2026

L’Organisation Paysanne MIARAMIZOTRA tient à exprimer sa profonde gratitude et sa sincère reconnaissance à toute l’équipe du Projet ProSol pour l’engagement, le professionnalisme et le dévouement dont vous avez fait preuve tout au long de la mise en œuvre de votre mission.
Votre contribution à la réhabilitation et à la restauration des sols, ainsi qu’au renforcement des capacités des producteurs, a permis d’apporter des changements significatifs au sein de nos communautés. Les différentes approches, stratégies et techniques agricoles que vous avez introduites contribuent aujourd’hui à améliorer durablement la productivité agricole, la gestion durable des terres et, la sécurité alimentaire des ménages ruraux.
Nous souhaitons également adresser nos sincères remerciements à l’ensemble des acteurs ayant participé activement à la réalisation des activités sur le terrain, notamment les ONG partenaires (reconnaissance spéciale pour Afdi Madagascar), les techniciens, les paysans relais, ainsi que tous les producteurs et membres des organisations paysannes qui ont contribué à la réussite de ce programme.
À l’issue de cette mission, nous tenons à vous assurer que l’Organisation Paysanne MIARAMIZOTRA et ses membres restent pleinement engagés à poursuivre le chemin que vous avez tracé. Nous sommes déterminés à appliquer et à diffuser les stratégies, les approches et les techniques que vous nous avez transmises, afin d’assurer la continuité et la durabilité des acquis du projet au bénéfice des générations futures.
Par ailleurs, nous réaffirmons notre entière disponibilité et notre volonté de collaborer activement dans la continuité et les futures phases du projet, afin de renforcer davantage les efforts en faveur du développement agricole durable et de la sécurité alimentaire dans nos communautés.
Au nom de l’Organisation Paysanne MIARAMIZOTRA, nous vous adressons nos remerciements les plus sincères et vous souhaitons plein succès dans la poursuite de vos initiatives au service du développement.

Mahavokara be tompoko ô!🌱sady harena amin'ny hoavy no fiarovana ny tontolo iainana ny fambolena zanakazo🌱 Mbola misy hat...
06/03/2026

Mahavokara be tompoko ô!

🌱sady harena amin'ny hoavy no fiarovana ny tontolo iainana ny fambolena zanakazo
🌱 Mbola misy hatrany ny zanakazo ato amin'ny tanin-janakazo ny Organisation Paysanne Miaramizotra ho an'izay mitady.

Address

Antaninarenina
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Organisation Paysanne Miaramizotra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share