04/07/2026
Alaivo ny voana papay dia hahazo ho maina, atao amin'ny maloka fa tsy masoandro, dia totoy ho vovony
📍Ny akoho lehibe omeo iray sotrokely isan'andro, ary ny kisoa iray sotro lehibe
1. Raha kely izany ny biby fiompinao dia atao antsasak'ireo fotsiny ny fatra
2. Ataovy 3 andro misesy, isam-bolana, dia ho hitanao fa ho salama sy ho afaka kankana madiodio ny biby fiompinao
3. Aza hadino anefa, ilaina foana ny fanaovana odikankana ara-dalana ankoatry ny adigasy toy izao
4. Dia ny sakafo no manaraka aveo, havoakantsika eto hatrany fa araho
TIANAY NY MAMPATSIAHY ANAO NY FOTOANANTSIKA IRETO,
➡️Raha tena fidiram-bola marina no antony hanaovanao fiompiana
️ALATSINAINY 06 JOLAY 2026
iompiana kisoa matihanina, secret fampiterahana sy fanatavezana ary paikady hidoublena tombom-barotra
️TALATA 07 JOLAY 2026
aikady fiompiana akoho gasy ho loharanom-bola mahavelona isam-bolana
️ ALAROBIA 08 JOLAY 2026
iompiana akoho manatody lava, mila traikefa ny fahombiazana tompoko
️ ALAKAMISY 09 JOLAY 2026
iompiana poulet de chair, 32 andro dia 2,5kg
️ZOMA 10 JOLAY 2026
Fiompiana akoho Kuroiler, Goliath, Brahma, Sussex sns, tena malaza amin'izao fotoana
AORIAN'NY FIOFANANA, DIA:
▪️Hisy ny fampianarana pratika tsirairay
▪️Hahazoana Attestation sy boky
▪️Paikady hatrany amin'ny fiompiana vaventy
️Toerana: LIDA Anosibe
️Fidirana: 08:30 ka hatramin'ny 04ora
️Filankevitra: 034 50 067 89
MISORATA ANARANA MIALOHA, FA AMP'IZAY NY MANARY VOLA FAHATANY
_ Malagasy Mandroso