10/11/2017
Aty ny baolina androany!
Match de preparation pour la qualification de la CAN.
Comores VS Madagascar.
Jour:11/11/17
Lieu:stade municipale leu la forêt.
Heure:01:00(heure de France)
Marihana fa ny ankamaron'ireo mpilalao gasy izay hilalao dia ireo expatrié milalao any an-dafy toy an'ery Bolida,Rinjala,Annicet,Ima,Fontaine sy tariny!