01/09/2026
FOIRE D'ÉGYPTE 2026 ao amin'ny Stade Barea Mahamasina! ✨
Tonga indray ny vokatra maro karazana avy any Égypte: fanaka, haingon-trano, lamba sy akanjo hoditra, firavaka, ary entana maro hafa amin'ny vidiny mirary!
📅 Daty: 27 Aogositra ka hatramin'ny 10 Septambra
📍 Toerana: Stade Barea Mahamasina
🎟️ Maimaim-poana ny fidirana!