15/02/2026
Misaotra antsika rehetra izahay Manala Max Event (MM event)namaly ny antso omaly nandritra ny "BUFFET MALAGASY"🇲🇬 teto München.
Nahafitra be ianareo ary miala tsiny ra nisy ny fahatarana sy ny olana kely vitsivitsy fa manao zavatra tsy mora.
Cam's Ras Rakotovao Fitiavana Marcus Ralison