RSM Ottawa-Gatineau

RSM Ottawa-Gatineau Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from RSM Ottawa-Gatineau, Sports Event, Ottawa, Ottawa, QC.

Malagasy sports & cultural event • Ottawa-Gatineau 2026
Événement sportif & culturel Malagasy • Édition 2026 Ottawa-Gatineau

https://linktr.ee/rsm.ottawagatineau

Ô ry zareo ah! Misokatra hatramin’ny 12 jona anie ny fisoratana anarana ho an’ny tennis de table eh! 🏓Izy io dia natao h...
06/04/2026

Ô ry zareo ah! Misokatra hatramin’ny 12 jona anie ny fisoratana anarana ho an’ny tennis de table eh! 🏓

Izy io dia natao hoan’ny lahy sy vavy mihaotran’ny 10 taona. Misy ambaratinga roa azonao hidirana : Compétition sy Intermédiaire.
32 toerana ihany no toerana malalaka. 40$ ny isan’olona ny fandraisana anjara.

First come, first serve hatrany io ah!

Indro ny rohy azonao hidirana: www.rsm2026.ca/tennis-de-table

Any ary ny fotoana eh!
——————
Les amis! Les inscriptions pour le tennis de table sont ouvertes jusqu’au 12 juin! 🏓

Elles sont ouvertes aux hommes et femmes de 10 ans et plus. Et deux niveaux sont disponibles : Compétition et Intermédiaire.

il n’y a que 32 places. La participation est de 40 $ par personne.

First come, first serve — vous êtes avertis!

Lien en bio : www.rsm2026.ca/tennis-de-table

À bientôt!

Herinandro sisa oh!Ry Ekipa, aza taraiky amin’ny famandriana toerana. Izay milalao ihany no mahazo amboara.Raha mbola ts...
05/24/2026

Herinandro sisa oh!

Ry Ekipa, aza taraiky amin’ny famandriana toerana. Izay milalao ihany no mahazo amboara.

Raha mbola tsy nisoratra anarana ianareo — mankanesa eto amin’ny tranokala : www.rsm2026.ca ary araho ireto dingana manaraka ireto:

📋 Dingana 1 : Ampidiro ny ekipanao + aloavy ny caution → alohan’ny 31 mey

⚠️ Ny fampidirana ny ekipanao dia hanan-kery aorian’ny fandoavanao ny caution.

👤 Dingana 2 : Fisoratana anaran’ny mpilalao tsirairay + fandoavana sarany → alohan’ny 14 jona

First come, first serve — aza miandry sao taraiky.

Malagasy miara-paly no mpifaninana idealy !
———
Plus qu’une semaine !

Chères Équipes, ne tardez pas à réserver votre place. Seuls ceux qui jouent gagnent.

Si vous n’êtes pas encore inscrits — rendez-vous sur le site : www.rsm2026.ca. Et suivez les étapes ci-dessous :

📋 Étape 1 : Inscrivez votre équipe + payez la caution → avant le 31 mai

⚠️ L’inscription d’équipe sera validée uniquement après le paiement de la caution.

👤 Étape 2 : Inscription individuelle + frais d’inscription → avant le 14 juin

Premier arrivé, premier servi — n’attendez pas trop longtemps.

Malagasy miara-paly no mpifaninana idealy !

Tsy adino ihany koa ianareo izay tia mandeha an-tongotra. Io no fotoana natokana ho anareo. 🚶RSM 2026 | Projet pilote Ma...
05/21/2026

Tsy adino ihany koa ianareo izay tia mandeha an-tongotra. Io no fotoana natokana ho anareo. 🚶

RSM 2026 | Projet pilote Marche 5KM

📅 Sabotsy 30 mey | 9:00
📍 Gatineau : Relais Plein Air du parc de la Gatineau — 397 Boul. de la Cité-des-Jeunes, J8Z 3P9
📍 Montréal : Parc Maisonneuve — 4601 R. Sherbrooke E, H1X 2B2

Scanneo ilay code QR raha te hisoratra anarana ianao.

Manorata amin’ny [email protected] raha mila fanazavana fanampiny.
———
On n’a pas oublié ceux et celles qui aiment marcher. C’est votre moment. 🚶

RSM 2026 | Projet pilote Marche de 5KM

📅 Samedi 30 mai | 9h00
📍 Gatineau : Relais Plein Air du parc de la Gatineau — 397 Boul. de la Cité-des-Jeunes, J8Z 3P9
📍 Montréal : Parc Maisonneuve — 4601 R. Sherbrooke E, H1X 2B2

Scanne le code QR pour t’inscrire.

Pour plus d’infos : [email protected]

Andro 2 sisa no iasaina alohan’ny fifaninana Fanorona lehibe atao eto Montréal! Efa nanoratra anarana ve ianareo?Pssstt…...
05/21/2026

Andro 2 sisa no iasaina alohan’ny fifaninana Fanorona lehibe atao eto Montréal! Efa nanoratra anarana ve ianareo?

Pssstt… nitarina ny daty farany fanoratana anarana👀 ary hisy vahiny manokana — ilay tompon-dakan’ny Fanorona : Zamabe! Hanome fampianarana Fanorona maimaim-poana ihany koa izy amin’io andro io.

Aza adino ary:

📅 Sabotsy 23 mey 2026
🕑 14:30 – 18:30
📍 Centre Afrika – 1644, rue St-Hubert, Montréal

Tsy mila misoratra anarana. Maimaim-poana ny fandraisana anjara amin’io.

Scanneo ilay QR code na antsoy ny laharana 873-376-0580 raha fanazavana fanampiny ianao.

———

J-2 avant le grand jour de Fanorona! Avez-vous inscrit vos noms?

Pssstt… nous avons prolongé la date limite d’inscription👀 et nous aurons un invité spécial - le champion de Fanorona : Zamabe! Il offrira également des cours de Fanirona gratuit ce jour-là.

N’oubliez pas!

📅 Samedi 23 mai 2026
🕑 14h30 – 18h30
📍 Centre Afrika – 1644, rue St-Hubert, Montréal

Pas besoin de vous inscrire. La participation est gratuite.

Scannez le code QR ou contactez-nous au : 873-376-0580

Le Tennis de Table débarquera à la RSM 2026!Pour lancer officiellement cette discipline, on vous invite à un Match amica...
05/15/2026

Le Tennis de Table débarquera à la RSM 2026!

Pour lancer officiellement cette discipline, on vous invite à un Match amical Pilote gratuit — ouvert à tous les niveaux.

Il aura lieu ce Samedi 23 mai 2026 de 9h00 à 15h00 au PING MO — 3575 Av. du Parc, Montréal, QC H2X 3P9.

Que tu sois joueur confirmé, passionné ou simplement curieux, ta présence compte. Plus on est nombreux, mieux on pourra démontrer l’intérêt grandissant pour le ping-pong et confirmer notre place aux côtés des autres disciplines de la RSM 2026… et aux éditions suivantes !

On compte sur vous!🏓🔥

Malagasy miara-paly no mpifaninana idealy!

ASEHOY NY TALENTANAO ! 🇲🇬✨Miandry anao ny sehatra ara-kolontsain’ny RSM 2026 Ottawa–Gatineau !🎤 Hira sy mozika💃 Dihy🎭 Se...
05/13/2026

ASEHOY NY TALENTANAO ! 🇲🇬✨

Miandry anao ny sehatra ara-kolontsain’ny RSM 2026 Ottawa–Gatineau !

🎤 Hira sy mozika
💃 Dihy
🎭 Seho ara-javakanto

Manana talenta ve ianao ?

Te hampiseho ny kolontsaina malagasy sy hizara ny fitiavanao amin’ny fiarahamonina ? ❤️💚🤍

📅 Daty farany fandraisana anarana : 22 May 2026
📍 Ottawa – Gatineau
📲 Misoràta anarana amin’ny alalan’ny QR code

✨ Andao hiaraka hampamirapiratra ny kolontsaina malagasy !

━━━━━━━

MONTREZ VOS TALENTS ! 🇲🇬✨

La scène culturelle de la RSM 2026 Ottawa–Gatineau vous attend !

🎤 Chants & musiques
💃 Danses
🎭 Performances artistiques

Vous avez un talent artistique ?

Envie de représenter la culture malagasy et de partager votre passion avec toute la communauté ? ❤️💚🤍

📅 Date limite de manifestation d’intérêt : 22 mai 2026
📍 Ottawa – Gatineau
📲 Inscription via le QR code

✨ Ensemble, faisons rayonner la culture malagasy !

Misokatra ny fisoratana anarana ! 🇲🇬🍁Ry Ekipa, tonga inty ny fotoana — voafetra ny toerana, first come, first serve.📋 Di...
05/10/2026

Misokatra ny fisoratana anarana ! 🇲🇬🍁

Ry Ekipa, tonga inty ny fotoana — voafetra ny toerana, first come, first serve.

📋 Dingana 1 : Ampidiro ny ekipanao + aloavy ny caution → alohan’ny 31 mey

⚠️ Ny fampidirana ny ekipanao dia hanan-kery aorian’ny fandoavanao ny caution.

👤 Dingana 2 : Fisoratana hoan’ny mpilalao tsirairay mandrafitra ny ekipa + fandoavana ny sarany fandraisana anjara → alohan’ny 14 jona

⚠️ Ny fisoratana ny mpandray anjara dia hanan-kery aorian’ny fandoavanao ny sarany.

🏆 Ny ekipa izay feno ny isan’ny mpilalao ambany indrindra ary nandoa ny sarany rehetra, araky ny takiana isakin’ny taranja ihany no hahazo ny toerana ofisialy.

🔗 www.rsm2026.ca

Malagasy miara-paly no mpifaninana idealy !
———
Les inscriptions sont ouvertes ! 🇲🇬🍁

Chères Équipes, c’est le moment de vous lancer — places limitées, premier arrivé premier servi.

📋 Étape 1 : Inscrivez votre équipe + payez la caution → avant le 31 mai

⚠️ L’inscription d’équipe sera validée uniquement après le paiement de la caution.

👤 Étape 2 : Inscription individuelle + frais d’inscription → avant le 14 juin

⚠️ L’inscription du participant sera validée uniquement après le paiement des frais.

🏆 La confirmation définitive est accordée aux équipes ayant atteint le nombre minimum de joueurs requis et dont ces membres ont réglé leurs droits selon leur discipline.

🔗 www.rsm2026.ca

Malagasy miara-paly no mpifaninana idealy !

🎲 Ndao hilalao Fanorona any Montréal!Efa maro ny olona naniry ny hampidirana taranja hafa ara-kolontsaina ao amin’ny RSM...
05/09/2026

🎲 Ndao hilalao Fanorona any Montréal!

Efa maro ny olona naniry ny hampidirana taranja hafa ara-kolontsaina ao amin’ny RSM. Rehefa avy nivory ny Birao Foibe dia nanapa-kevitra fa ho ampiana fifaninanana Fanorona ny RSM manomboka izao.

Ny Fanorona dia lalao nentim-paharazana malagasy mampiasa paikady sy fandinihana. Ao Ottawa no hanaovantsika ny andiany voalohany ofisialy — fa mialoha izany, hisy andrana ho antsaontsika any Montréal. Ka manasa antsika rehetra handray anjara amin’izany!🎯

📅 Asabotsy 23 Mey 2026
🕑 14h30 – 18h30
📍 Centre Afrika – 1644, rue St-Hubert, Montréal

Farany fisoratana anarana : 20 Mey. Tsy misy vidim-pidirana.

Jereo ny QR code na miantso eto : 873-376-0580

Malagasy miara-paly no mpifaninana idealy!
—————
🎲 Allons jouer au Fanorona à Montréal !

Nombreux sont ceux qui souhaitaient depuis longtemps ajouter de nouvelles disciplines culturelles à la RSM. Après délibération, le Bureau Exécutif a tranché : le Fanorona rejoint officiellement la RSM dès maintenant.

Le Fanorona est un jeu traditionnel malgache de stratégie et de réflexion. C’est à Ottawa que se tiendra la première édition officielle — mais avant ça, testons le concept à Montréal. Et vous êtes tous les bienvenues à y participer!🎯

📅 Samedi 23 mai 2026
🕑 14h30 – 18h30
📍 Centre Afrika – 1644, rue St-Hubert, Montréal

Date limite d’inscription : 20 mai. La participation est gratuite.

Scannez le code QR ou contactez-nous au : 873-376-0580

Malagasy miara-paly no mpifaninana idealy !

Ireo no taranja sy sokajy ofisialy amin’ny RSM 2026 🇲🇬🍁Hisokatra amin’ny 10 Mey ny fisoratana anarana.Hatsangano dieny i...
05/06/2026

Ireo no taranja sy sokajy ofisialy amin’ny RSM 2026 🇲🇬🍁

Hisokatra amin’ny 10 Mey ny fisoratana anarana.

Hatsangano dieny izao ny ekipanao, ary hatombohy ny fanazaran-tena hoan’ny RSM 2026 sao tsy tratry ny taona eo 👀

Ho hitanao ao amin’ny bio ny rohy fisoratana anarana.

Izay milalao ihany no mahazo eh !!!🌝

Malagasy miara-paly no mpifanina idealy! 🇲🇬
———
Voici les disciplines et catégories officielles de la RSM 2026 🇲🇬🍁

Les inscriptions ouvriront le 10 mai.

Commencez à former vos équipes, et entrainez-vous pour la RSM 2026 pour être cardio et non cardiaque 👀

Le lien d’inscription sera disponible dans la bio à partir du 10 mai

Qui ose, gagne !!!🌝

Malagasy miara-paly no mpifanina idealy! 🇲🇬

Misokatra amin’ny 10 mey ny fisoratana anarana handraisana anjara amin’ny RSM 2026 🗓️Basket, volleyball, soccer — taranj...
05/05/2026

Misokatra amin’ny 10 mey ny fisoratana anarana handraisana anjara amin’ny RSM 2026 🗓️

Basket, volleyball, soccer — taranja rehetra, sokajy rehetra.

Malagasy miara-paly no mpifanina idealy!

📲 Ao amin’ny bio ny hisy ny rohy manomboka amin’ny 10 mey | First come first serve.


———
Les inscriptions pour la RSM 2026 ouvrent le 10 mai 🗓️

Basketball, volleyball, soccer — toutes disciplines, toutes catégories.

Malagasy miara-paly no mpifanina idealy!

📲 Lien en bio dès le 10 mai | Premier arrivé, premier servi.

Address

Ottawa
Ottawa, QC

Opening Hours

Monday 9am - 5pm
Tuesday 9am - 5pm
Wednesday 9am - 5pm
Thursday 9am - 5pm
Friday 9am - 5pm

Telephone

+18733556569

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RSM Ottawa-Gatineau posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to RSM Ottawa-Gatineau:

Share

Category